Dingana 1 amin’ny 14

Ry Jesoa, matoky Anao aho.

Ity no oran’ny famindram-po lehibe

Mangina kely. Tsarovy i Jesoa teo amin’ny hazo fijaliana tamin’ity ora ity. Manaova ny famantarana ny hazo fijaliana:

Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amena.